forked from WA-Catalog/plt_tq
4 lines
296 B
Markdown
4 lines
296 B
Markdown
# Fanatitra noho ny heloka inona no tsy maintsy nentiny mba hanokanana ny tenany indray ho an'i Yaveh amin'ny fotoan'ny fitokanany?
|
|
|
|
Mba hanokanana ny tenany indray ho an'i Yaveh amin'ny fotoan'ny fitokanany, dia tsy maintsy mitondra zanak'ondry lahy herintaona ho fanatitra noho ny heloka izy.
|