forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
545 B
Markdown
8 lines
545 B
Markdown
# Inona no mila entin'ny Nazirita voaloto voalohany any amin'ny mpisorona eo amin'ny fidirana mankao amin'ny trano-lay fihaonana amin'ny andro izay hanamasinany ny tenany ho fanavotana?
|
|
|
|
Amin'ny andro fahavalo dia mila mitondra voromailala roa na zana-boromailala roa any amin'ny mpisorona eo amin'ny fidirana mankao amin'ny trano-lay fihaonana izy. Dia tsy maintsy manamasina ny tenany amin'izany andro izany ihany izy.
|
|
|
|
# Ho an'ny inona ireo fanatitra roa?
|
|
|
|
Ho fanatitra noho ny ota sy fanatitra dorana anaovana fanavotana ireo fanatitra roa.
|