plt_tq/num/05/16.md

4 lines
243 B
Markdown

# Inona no ataon'ny mpisorona voalohany?
Hametraka ilay vehivavy eo anatrehan'i Yaveh ny mpisorona, dia haka ny sinin-drano voahasina ary haka vovoka avy amin'ny tanin'ny tabernakely ny mpisorona ary hanisy ny vovoka ao anatin'ilay rano izy.