plt_tq/num/05/01.md

4 lines
287 B
Markdown

# Olana inona no nolazain'i Yaveh fa tokony handefasan'i Mosesy ny lehilahy sy vehivavy hiala ny toby?
Nilaza Yaveh fa tokony handroaka ny rehetra misy aretin-koditra hiala ao amin'ny toby, ary izay rehetra misy fery mitsìka, ary izay rehetra maloto tamin'ny fikasihana faty i Mosesy.