forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
468 B
Markdown
8 lines
468 B
Markdown
# Eo amin'ny inona no hamelaran'i Arona sy ireo zanany lahy lamba manga ary hametrahana ireo lovia, ireo sotro, ireo lovia boribory, ary siny fandrarahana eo ambonin'izany?
|
|
|
|
Tsy maintsy mamelatra lamba manga eo amin'ny mofon'ny fanatrehana ary mametraka ireo lovia, ireo sotro, ireo lovia boribory, ary siny fandrarahana izy ireo.
|
|
|
|
# Inona no tsy maintsy eo amin'ny latabatra mandrakariva?
|
|
|
|
Tsy maintsy misy mofo foana eo ambonin'ny latabatry ny mofon'ny fanatrehana.
|