forked from WA-Catalog/plt_tq
4 lines
376 B
Markdown
4 lines
376 B
Markdown
# Inona no tsy maintsy hampidinin'i Arona sy ireo zanany lahy rehefa mifindra toerana ny toby?
|
|
|
|
Tsy maintsy miditra ao amin'ny lay i Arona sy ireo zanany lahy, mampidina ny lamba fanakonana izay manasaraka ny toerana masina indrindra amin'ny toerana masina, manarona ny fiaran'ny vavolombelona amin'ny hodi-takasy sy lamba manga ary dia hametaka ireo bao mba hilanjana izany.
|