plt_tq/num/03/46.md

12 lines
656 B
Markdown

# Sekelin'ny fitoerana masina firy no nangonin'i Mosesy isaky ny voalohan-teraka mba hividianana indray ny tsirairay avy amin'ny voalohan-terak'Israely 273 izay nihoatra ny isan'ireo Levita?
Nanangona sekely 5 tsirairay mba hividianana indray ny tsirairay avy amin'ny voalohan-terak'Israely 273 izay nihoatra ny isan'ireo Levita i Mosesy.
# Nomen'i Mosesy an'iza ny vola izay hividianana indray ny voalohan-terak'Israely?
Nomeny an'i Arona sy ireo zanany lahy araka ny nandidian'i Yaveh azy ny vola.
# Firy no nataon'i Mosesy tamin'izay nolazainy hatao tamin'ny tenin'i Yaveh?
Nanao ny zavatra rehetra nolazainy hatao tamin'ny tenin'i Yaveh i Mosesy.