# Inona no ataon'ireo fianakaviam-be avy amin'i Merary izay nitoby teo avaratry ny tabernakely?
Tsy maintsy mikarakara ny rafitry ny tabernakely, ireo barany, tsangatsangany, faladiany, ny fitohizany rehetra, sy izay rehetra mahakasika ireo izy ireo.