plt_tq/num/03/30.md

8 lines
410 B
Markdown

# Inona no ataon'ny fianakaviam-be avy amin'i Kehata izay nitoby teo atsimon'ny tabernakely?
Tsy maintsy mikarakara ny fitoerana masina, ny lamban'ny fitoerana masina, ary ny zavatra rehetra ao amin'ny fitoerana masina izy ireo.
# Iza no narahan'i Eleazara zanaka lahin'i Oziela maso?
Tsy maintsy nanara-maso ireo lehilahy izay nitarika ireo Levita sy ireo lehilahy izay nikarakara ny fitoerana masina izy.