forked from WA-Catalog/plt_tq
4 lines
333 B
Markdown
4 lines
333 B
Markdown
# Taiza no nolazain'i Mosesy fa tsy maintsy hitobian'ny lehilahy 74.600 avy amin'ny tafiky ny fokon'i Joda, ary iza no tsy maintsy mitarika ny tafik'izy ireo?
|
|
|
|
Tsy maintsy mitoby manodidina ny fanevan'i Joda atsinanan'ny trano-lay fihaonana izay hiposahan'ny masoandro izy ireo, ary Nasona no tsy maintsy mitarika ny tafik'izy ireo.
|