plt_tq/num/01/51.md

8 lines
332 B
Markdown

# Inona no tsy maintsy ataon'ireo Levita amin'ny olon-kafa izay manatona ny tabernakely?
Tsy maintsy mamono ireo olon-kafa izay manatona ny tabernakely ireo Levita.
# Taiza no nananganan'ny vahoakan'Israely ny lain'izy ireo?
Samy nanangana ny lainy akaikin'ny faneva izay an'ny vondrony mitam-piadiana ny lehilahy tsirairay avy.