plt_tq/neh/12/43.md

4 lines
229 B
Markdown

# Nahoana izy ireo no nanolotra sorona lehibe tamin'izany andro izany, ary niravoravo?
Nanolotra sorona lehibe izy ireo tamin'izany andro izany, ary niravoravo, satria Andriamanitra no nampiravo azy ireo tamim-pifaliana lehibe.