forked from WA-Catalog/plt_tq
4 lines
309 B
Markdown
4 lines
309 B
Markdown
# Taiza no nitondran'ny vahoakan'Israely sy ireo taranak'i Levy ny anjarany amin'ny vokatra?
|
|
|
|
Tsy maintsy nentin'izy ireo tao amin'ny trano fitehirizana izay nampirimana ny fitaovan'ny toerana masina, ary nitoeran'ireo mpisorona izay nanompo, ireo mpiandry vavahady, ary ireo mpihira ireo fandraisana anjara.
|