forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
487 B
Markdown
8 lines
487 B
Markdown
# Ahoana no fihetsik'ireo Israelita sy ireo razany tamin'Andriamanita?
|
|
|
|
Tsy nanaja, mafy loha, tsy nety nihaino, nikomy, ary nanendry mpitarika mba hampiverina azy ireo ho amin'ny fanandevozana ireo Israelita.
|
|
|
|
# Nahoana Andriamanitra no tsy nandao an'ireo Israelita rehefa tsy nanaja, mafy loha, ary tsy nankatoa izy ireo?
|
|
|
|
Tsy nahafoy an'ireo Israelita Andriamanitra satria Andriamanitra feno famelana, fahasoavana ary famindram-po, tsy mora tezitra, ary feno fitiavana tsy miova Izy.
|