plt_tq/neh/08/09.md

4 lines
287 B
Markdown

# Nahoana ny olona no nodidian'i Nehemia, Ezra, ary ireo Levita mba hankalaza amin'ny fifaliam-be fa tsy hisaona na hitomany?
Nodidiana hankalaza izy ireo fa tsy hisaona na hitomany satria masina amin'ny Yaveh Andriamanitr'izy ireo ilay andro ary ny fifalian'i Yaveh no herin'izy ireo.