forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
580 B
Markdown
8 lines
580 B
Markdown
# Inona no natao mahakasika ireo mpisorona izay tsy afaka nahita ny firaketan'ny tetiarany ary inona no no nandraran'ireo Governora tsy ho ataon'izy ireo?
|
|
|
|
Ireo mpisorona izay tsy afaka nahita ny firaketan'ny tetiarany dia nesorina tamin'ny fisoronany ary nambaran'ny governora fa tsy tokony havela hihinana ny anjara sakafon'ny mpisorona avy amin'ireo sorona izy ireo.
|
|
|
|
# Rahoviana ireo mpisorona izay tsy afaka nanaporofo ny tetiarany no afaka ampidirina amin'ny fisoronana indray?
|
|
|
|
Hampidirina indray izy ireo rehefa misy mpisorona mitsangana miaraka amin'ny Orima sy Tomima.
|