plt_tq/neh/06/01.md

4 lines
207 B
Markdown

# Rehefa nangataka an'i Nehemia mba hihaona tamin'izy ireo tany amin'ny lemak'i Ono i Sanbala, Tobia ary Gesema, inona no nokasain'izy ireo?
Nikasa ny hanisy ratsy an'i Nehemia i Sanbala, Tobia ary Gesema.