plt_tq/neh/05/14.md

4 lines
291 B
Markdown

# Nahoana no tsy nandray ny sakafo namatsiana ho an'ny governora nandritra ny 12 naha-governoran'i Joda azy na i Nehemia na ireo rahalahiny?
Tsy nanao izany izy satria nametraka enta-mavesatra lehibe teo amin'ny vahoaka ireo governora teo aloha, saingy izy kosa natahotra an'Andriamanitra.