forked from WA-Catalog/plt_tq
4 lines
284 B
Markdown
4 lines
284 B
Markdown
# Nahoana i Nehemia no nandidy an'ireo olona ambony, ireo manam-pahefana, ary ireo mpisorona mba hamerina izay nampisamboran'izy ireo ny olona?
|
|
|
|
Nandidy azy ireo mba hanao izany izy satria tsy tsara ny nataon'izy ireo, ary nahatonga ny firenena izay fahavalony hiteny ratsy azy ireo.
|