forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
625 B
Markdown
8 lines
625 B
Markdown
# Nahoana ireo lehilahy sy vehivavy no nampiakatra fitarainana ny amin'ireo Jiosy namany?
|
|
|
|
Nampiakatra fitarainana izy ireo satria tsy maintsy nanao ny taniny ho antoka ary nivarotra ny zanany hahazoana hanina, kanefa ireo olona ambony sy ireo manam-pahefana dia mbola maka zanany amin'izy ireo ihany.
|
|
|
|
# Na dia noverenan'ireo lehilahy sy vehivavy novidiana avy tamin'ny fanandevozana aza ireo Jiosy rahalahiny izy namidy tamin'ireo firenena, inona no nataon'ireo olona ambony sy manam-pahefana?
|
|
|
|
Nivarotra ireo rahalahiny sy anabaviny izy ireo, mba hahafahan'izy ireo haverina hamidy amin'ny Jiosy lahy sy vavy hafa indray.
|