plt_tq/mrk/16/14.md

16 lines
532 B
Markdown

# Rehefa niseho tamin'ireo mpianatra izy, inona no nolazain'i Jesosy momban'ny tsy finoan'izy ireo?
Niteny mafy an'ireo mpianatra i Jesosy amin'ny tsy finoan'izy ireo.
# Inona ny didy nomen'i Jesosy an'ireo mpianatra?
Nandidy ireo mpianatra i Jesosy mba handeha any amin'izao tontolo izao ary hitory ny filazantsara.
# Inona no nolazain'i Jesosy fa ho voavonjy?
Nilaza I Jesosy fa ireo izay nino sy natao Batisa dia ho voavonjy.
# Iza no nolazain'i Jesosy fa homelohina?
Nilaza i Jesosy fa ireo izay tsy mino dia homelihana.