plt_tq/mrk/15/09.md

8 lines
262 B
Markdown

# Nahoana no naniry ny hamotsotra an'i Jesosy I Pilato?
Nahafantatra i Pilato fa nohon'ny fialonana no nanoloran'ny lohan'ny mpisorona an'i Jesosy taminy.
# Iza no nihikan'ny ireo vahoka ho havotsotra?
Nihiaka mafy ireo vahoaka mba hamotsorana an'i Barabasy.