plt_tq/mrk/14/47.md

8 lines
366 B
Markdown

# Inona no nolazain'i Jesosy fa nataony tamin'ny fisamborana azy mba hanatanterahana ny soratra masina?
Nilaza i Jesosy fa tanteraka ny soratra masina satria tonga nisambotra azy toy ny jiolahy, miaraka amin'ny sabatra sy langilangy izy ireo.
# Inona no nataon'ireo izay niaraka tamin'i Jesosy rehefa nosamborina izy?
Nandao Azy ireo izay nanaraka Azy ary niery.