plt_tq/mrk/13/09.md

8 lines
397 B
Markdown

# Inona no nolazain'i Jesosy fa hiseho amin'ireo mpanompo?
Nilaza i Jesosy fa atolotra amin'ny Synedriona ireo mpanompo, kapohina ao amin'ny synagoga, ary hitsangana manolona ireo mpanapaka sy ireo mpanjaka ho vavolombelon'izy ireo.
# Inona no nolazain'i Jesosy fa tsy maintsy hiseho voalohany?
Nilaza I Jesosy fa ny filazantsara dia tsy maintsy ho toriana any amin'ny firenena rehetra aloha.