plt_tq/mrk/12/38.md

4 lines
263 B
Markdown

# Inona no nolazain'i Jesosy hitandreman'ny olona mikasika ny mpanora dalàna?
Nilaza i Jesosy fa maniry ny homen'ny olona voninahitra ireo mpanora-dalàna, kanefa mandroba ny tranon'ireo mpitondra tena izy ireo, ary manao vavaka lava be mba ho hitan'ny olona.