plt_tq/mrk/11/17.md

12 lines
474 B
Markdown

# Tokony ho inona hoy i Jesosy ny tempoly, araka ny Soratra Masina?
Nilaza i Jesosy fa tokony ho tranom-pivavahana ho an'ny firenena rehetra ny tempoly.
# Inona no nolazain'i Jesosy fa nanaovan'ireo mpisorona be sy mpanora-dalàna ny tempoly?
Nilaza i Jesosy fa nataon'izy ireo ho zohy fieren'ny mpangalatra ny tempoly.
# Inona no nokasain'ny mpisorona be sy ny mpanora-dalàna natao an'i Jesosy?
Nikasa ny hamono an'i Jesosy ireo mpisorona be sy ireo mpanora-dalàna.