plt_tq/mrk/11/07.md

8 lines
377 B
Markdown

# Inona no naparitaky ny olona tamin'ny lalana raha nitaingina ny zana-boriky i Jesosy?
Naparitaky ny olona ny akanjon'izy ireo, ary rantsan-kazo izay notapatapahan'izy ireo avy tany an-tsaha.
# Inona no fanjakana niantsoantsoan'ireo olona raha nandeha nitaingina boriky ho any Jerosalema i Jesosy?
Niantsoantso ireo olona fa ny fanjakan'i Davida rain'izy ireo dia ho avy.