forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
418 B
Markdown
8 lines
418 B
Markdown
# Inona no nolazain'i Jesosy rehefa nanomboka niteny mafy azy i Petera?
|
|
|
|
Nilaza tamin'i Petera i Jesosy hoe: ""Mialà lavitra Ahy ry satana! Tsy mba misaina ny zavatr'Andriamanitra ianao, fa ny zavatr'olona."
|
|
|
|
# Inona no zavatra tsy maintsy hatao nolazain'i Jesosy tamin'ny olona izay maniry ny hanaraka azy?
|
|
|
|
Nilaza i Jesosy fa izay maniry ny hanaraka azy dia tsy maintsy mandà ny tenany ary maka ny hazo fijaliany.
|