plt_tq/mrk/08/07.md

8 lines
237 B
Markdown

# Firy ny ambin-tsakafo rehefa avy nihinana ny olona rehetra?
Nahafeno sobika fito ny ambin-tsakafo taorian'ny nihinanan'ny olona rehetra.
# Firy ny olona nihinana ary voky?
Teo amin'ny efatr'arivo teo ny olona izay nihinana sy voky.