plt_tq/mrk/06/04.md

4 lines
207 B
Markdown

# Taiza no nilazan'i Jesosy fa ny mpaminany dia tsy manam-boninahitra?
Tao amin'ny tanànany Jesosy no nilaza fa tsy manam-boninahitra ireo mpaminany, teo amin'ny havany, ary tao an-tokantranony manokana.