plt_tq/mrk/04/13.md

8 lines
224 B
Markdown

# Amin'ny fanoharan'i Jesosy, inona no atao hoe voa,
Ny tenin'Andriamanitra no voa.
# Maneho inona ny voa nafafy teny an-dalam-be?
Izany dia maneho an'ireo izay mandre ny teny, fa eo no ho eo Satana dia hangalatra izany.