plt_tq/mrk/04/06.md

8 lines
217 B
Markdown

# Inona no niseho tamin'ny voa nafafy tamin'ny tany feno tsilo rehefa niposaka ny masoandro?
Nalazo izy ireo satria tsy nisy fakany.
# Inona no niseho tamin'ny voa nafafy tamin'ny tsilo?
Nangeja azy ireo ny tsilo.