plt_tq/mrk/02/05.md

8 lines
325 B
Markdown

# Inona no nolazain'i Jesosy tamin'ilay lehilahy malemy?
Hoy i Jesosy: "Anaka, voavela ny helokao."
# Nahoana no manohitra izay nolazain'i Jesosy ireo mpanora-dalàna?
Ireo mpanora-dalàna sasany dia nanjohy hevitra fa Jesosy dia niteny ratsy satria tsy misy afa-tsy Andriamanitra irery ihany no afaka mamela ny fahotana.