plt_tq/mic/04/02.md

4 lines
206 B
Markdown

# Nahoana ireo firenena maro no te-handeha ho any an-tendrombohitr'i Yaveh?
Firenena maro no te-handeha ho any an-tendrombohitr'i Yaveh, mba ho ampianariny ny fombany, ary izy ireo handeha amin'ny lalany.