plt_tq/mat/27/51.md

8 lines
343 B
Markdown

# Inona no nitranga tao an-tempoly taorian'ny nahafatesan'i Jesosy?
Nizara roa avy eny ambony ka hatreny ambany ny lamba tao an-tempoly taorian'ny nahafatesan'i Jesosy.
# Inona no niseho tany am-pasana taorian'ny nahafatesan'i Jesosy?
Olo-masina maro izay resin-tory no nitsangana ary niseho tamin'ny maro taorian'ny nahafatesan'i Jesosy.