plt_tq/mat/27/35.md

8 lines
293 B
Markdown

# Inona no nataon'ireo miaramila rehefa avy nanombo an'i Jesosy?
Nanao hankitsapaka izy ireo mba hizarana ny lamban'i Jesosy ary dia nipetraka sady nitazana Azy.
# Inona no soratra napetrak'izy ireo teo ambonin'ny lohan'i Jesosy?
Nosoratan'izy ireo hoe: "ITY NO JESOSY MPANJAKAN'NY JIOSY."