# Nataon'ireo lohan'ny mpisorona inona ireo volafotsy madinika telopolo?
Nividianan'izy ireo ilay Sahan'ny Mpanao vilany handevenana ireo vahiny izany.