plt_tq/mat/24/45.md

8 lines
385 B
Markdown

# Inona no ataon'ny mpanompo mahatoky sady hendry raha mbola lavitra ny tompony?
Mikarakara ny tokatranon'ny tompony ny mpanompo mahatoky sy hendry raha mbola lavitra ny tompony.
# Inona no hataon'ny tompony ho an'ilay mpanompo mahatoky sady hendry rehefa miverina izy?
Rehefa miverina, dia hametraka ny zava-drehetra izay hananany amin'ilay mpanompo mahatoky sy hendry ny tompony.