plt_tq/mat/24/15.md

4 lines
228 B
Markdown

# Inona no nambaran'i Jesosy fa tokony hataon'ny mpino rehefa hitan'izy ireo mitsangana eo amin'ny fitoerana masina ny fahavetavetan'ny fandravana? (24:15)
Nolazain'i Jesosy fa tokony handositra any an-tendrombohitra ny mpino.