plt_tq/mat/21/31.md

8 lines
402 B
Markdown

# Iza tamin'ireo zanaka roa lahy no nanao ny sitrapon'ny rainy?
Ilay lahimatoa.
# Nahoana no nolazain'i Jesosy fa ireo mpamory hetra sy ny mpivaro-tena no hiditra ny fanjakan'Andriamanitra alohan'ireo lohan'ny mpisorona sy ireo mpanora-dalàna?
Nambaran'i Jesosy fa hiditra ny fanjakana izy ireo satria nino an'i Jaona, fa ireo lohan'ny mpisorona sy ny mpanora-dalàna kosa tsy mba nino an'i Jaona.