plt_tq/mat/21/28.md

8 lines
364 B
Markdown

# Ao amin'ny tantaran'i Jesosy momba ireo zanaka roa lahy, inona no nataon'ilay lahimatoa rehefa nasaina niasa tany amin'ny tanim-boaloboka?
Nilaza ilay lahimatoa fa tsy handeha, saingy niova hevitra ka nandeha ihany.
# Inona no nataon'ilay faralahy rehefa nasaina niasa tany amin'ny tanim-boaloboka?
Nilaza fa handeha ilay faralahy, saingy tsy nandeha avy eo.