# Inona no nataon'ny vahoaka teo amin'ny lalana niditra tao Jerosalema izay nandehanan'i Jesosy?
Novelarin'ny olona teo ny lamban'izy ireo ary nametraka sampan-kazo teo amin'ny lalana izy ireo.