plt_tq/mat/20/20.md

4 lines
188 B
Markdown

# Inona no fangatahana nataon'ny renin'ireo zanak'i Zebedio tamin'i Jesosy?
Tiany Jesosy mba handidy ny hametrahana ny zanany roa lahy eo ankavanany sy eo ankaviany ao amin'ny fanjakany.