plt_tq/mat/18/17.md

8 lines
326 B
Markdown

# Raha mbola tsy mihaino ihany ny rahalahinao, inona no zavatra fahatelo tokony hataonao?
Fahatelo, tokony hambaranao ao amin'ny fiangonana ny raharaha.
# Raha mbola tsy hihaino ihany ny rahalahinao, inona no tokony hatao?
Farany, raha tsy hihaino ny fiangonana izy, dia tokony ho entina toy ny Jentilisa sy mpamory hetra.