forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
445 B
Markdown
8 lines
445 B
Markdown
# Iza no nambaran'i Jesosy fa lehibe indrindra ao amin'ny fanjakan'ny lanitra?
|
|
|
|
Nambaran'i Jesosy fa na iza na iza manetry ny tenany tahaka ny zaza madinika dia lehibe indrindra ao amin'ny fanjakan'ny lanitra.
|
|
|
|
# Inona no hanjo izay rehetra mahatonga ny mpino an'i Jesosy iray hanota?
|
|
|
|
Na iza na iza mahatonga ny kely izay mino an'i Jesosy dia tsara ho azy ny hanantonana vato fikosoham-bary eo amin'ny tendany ary halentika any an-dranomasina.
|