plt_tq/mat/15/10.md

8 lines
253 B
Markdown

# Inona no nolazain'i Jesosy fa tsy mandoto ny olona iray?
Nambaran'i Jesosy fa tsy mandoto ny olona iray izay hohaniny.
# Inona no nolazain'i Jesosy fa mahaloto ny olona?
Nambaran'i Jesosy fa izay mivoaka avy amin'ny vavan'ny olona no mahaloto azy.