plt_tq/mat/13/57.md

8 lines
322 B
Markdown

# Inona no nambaran'i Jesosy fa mahazo ny mpaminany ao amin'ny taniny?
Nambaran'i Jesosy fa tsy misy hajany ny mpaminany ao amin'ny taniny.
# Inona no nitranga tao amin'ny faritanin'i Jesosy nohon'ny tsy finoan'ny olona?
Nohon'ny tsy finoan'ny olona, dia tsy nanao fahagagana maro tao amin'ny faritaniny ihany Jesosy.