plt_tq/mat/13/29.md

4 lines
295 B
Markdown

# Inona no toro-lalana nomen'ilay tompon-tany tamin'ny mpanompo mahakasika ireo voa-tsiparifary sy ny vary?
Nasain'ilay tompon-tany navela hiara-haniry ireo mandra-pahatongan'ny fijinjana, ary avy eo dia hangonina ho dorana ny tsiparifary, ary ny vary kosa halefa any amin'ny fitoeram-bokatra.