forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
414 B
Markdown
8 lines
414 B
Markdown
# Ao amin'ny fanoharan'i Jesosy momba ilay mpamafy, inona no nanjo ireo voa nilatsaka teny amin'ny tsilo?
|
|
|
|
Voagejan'ny tsilo ireo voa nilatsaka teny amin'ny tsilo.
|
|
|
|
# Ao amin'ny fanoharan'i Jesosy momba ilay mpamafy, inona no nanjo ireo voa nilatsaka teny amin'ny tany tsara?
|
|
|
|
Ireo voa nilatsaka teny amin'ny tany tsara dia namokatra voa, ny sasany zato heny, ny sasany enimpolo heny, ary ny sasany telopolo heny.
|