plt_tq/mat/08/28.md

8 lines
355 B
Markdown

# Karazana lehilahy toy ny ahoana no nifanena tamin'i Jesosy tany amin'ny tanànan'i Gadarenesa?
Jesosy dia nifanena tamina lehilahy voafatotry ny demonia izay tena nahery setra.
# Inona no ahiahin'ireo demonia niteny tamin'ny alalan'ilay lehilahy tamin'i Jesosy?
Niahiahy ireo demonia fa tonga hampahory azy ireo mialohan'ny fotoana voatendry Jesosy.